| Entry | 1 manao lambo manoha-dia |
| Elementary words | 2 manao, 3 lambo, 4 manohana, 5 dia |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 mifaninana amin' ny lehibe na ambony noho ny tena (ny tena fiteny tany an-tendrony dia hoe: manao lambo manoha-dia an-drainy) [1.1] |
| Updated on 2025/09/12 |
|